Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Koa izay efa manao azy ho mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo » (1 Kor 10,12)
Samia ary mitandrina amin’ny ota malaky mahazo ny tsirairay avy.
Mahereza.
Ny Mpitandrina