Ny Mpihevidraharaha

Ny mpihevidraharaha dia fitambaran’ny diakona rehetra miampy solotena roa isaky ny sampana.

Izy ireo dia hotronon’ny loholona amin’ny fivoriana izay hanasana azy ireo.

Izy ireo dia mivory rehefa misy raharaha hodinihana sy handraisana fanapaha-kevitra.