Vaomieran’ny teknolojia

Foto-kevitra

Najoro ity vaomiera ity mba hahazoana mikirakira sy mizara ny vaovao sy ny tsara ho fantatra momban’ny fiainan’ny fiangonana amin’ny alalan’ny NTIC.

Ny mpikambana

  • Diakona Mpiahy : RATOARIJAONA Mahery
  • RAKOTOARISOA Toky Lalaina
  • RAKOTOMAHEFA Eric Lewis
  • RAZAFIMAHATRATRA Mamy Rijason