Sampana sy Asa:
Sekoly Alahady:
Isaorana ny Tompo fa vita soa aman-tsara ny fanadinana SA
Antokom-pihira:
Mikarakara varotra Gâteau 20 000 F sy Quiche 15 000 F amin’ny Fetin’ny Reny ny Alahady 31/05/2026. Manasa ny mpino rehatra mba handray anjara,
Komity 45 e.
Ny K 45 dia manasa ny rehetra mba handray anjara amin’ny QUIZ 45
Retraite 45e hatao any Bolobi ny 24-25/05/2026:
Fiaingana ny Alahady maraina Pentekosta ny 24/05/2026 amin’ny 7h30 maraina, eny amin’ny Plateau Résidence Roume (Près Hôtel IBIS). Ny fiverenana dia ny Alatsinainy 26/05/2026 avy misakafo atoandro.
Raha mbola tsy nahazo TShirt dia afaka manao commande any amin’ny K 45 (5 000 F ny lehibe ary 3 000 F ny ankizy)
Ento ny fitaom-patoriana rehetra.
An’ Andriamanitra irery ny voninahitra. Amen.
