
« Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza. » Ohabolana 6.22
TANJONA
Ny Sampana Sekoly Alahady dia mikolokolo sy manabe ny ankizy amin’ny alalan’ny Soratra Masina.
ZAVA-KENDRENA
Mampianatra ny tenin’Andriamanitra amin’ny ankizy sy ny tanora mba:
- Handraisany ny Filazantsara ho fiainany, ka hijoroany vavolombelona ao anatin’izany.
- Hahatsapàny ny fitiavan’Andriamanitra ka handraisany an’i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy eo amin’ny fiainany.
MPIKAMBANA
Ny mpianatra
Ny mpampianatra sy ny diakona mpiahy
Ny ray aman-drenin’ny mpianatra.
BIRAO
Filoha | RATOARIJAONA Ny Aina Ando |
Diakona mpiahy | RAKOTOSON Lolona Nathalie |
Mpitan-tsoratra | RANDRIASY Nomentsoa Andrianina |
Mpanolo-tsaina | ANDRIAMAMPAHERY Davida |
5 MINITRA NY SEKOLY ALAHADY

FKMA Ofisialy
Toriteny sy tahirim-peo eto amin’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Abidjan (FKMA). Tsidiho ny rohy https://fkma.ci
5 minitran’ny Sekoly Alahady – 26 Aprily 2026
Davida ANDRIAMAMPAHERY
Sekoly Alahady FKMA

26/10/2025
27/04/2025
30/03/2025
26/01/2025
Search Results placeholder
Hetsika samihafa
Post Views: 98
Post Views: 52
Post Views: 51
Post Views: 45





