Vondrombavaka

Ny vondrombavaka eto amin’ny FKMA dia fiaraha-mivavaka sy fifampitondrana am-bavaka isan-kerinandro. Isaky ny Alarobia amin’ny 3 Ora sy sasany ka hatramin’ny 4 Ora sy sasany ariva. Hanasana ny mpianakavin’ny finoana iray manontolo.

Fangatahana vavaka manokana na lohahevitra