Ny asa sosialy dia dia hetsika ataon’ny fiangonana ho an’ireo izay mila fanohanana eo anivon’ny fiaraha-monina.
Fandraisana anjara :

Programme Samuel DAN EMCI :
Ny fandaharan’asa Samuel dia hetsika nataon’ny Komity Fiangonana sy ny fiaraha-monina (CES) ao amin’ny distrikan’i Abidjan Avaratra (DAN), EMCI, izay mikendry ny hanohana ny fianaran’ny zaza kamboty sy ny fanohanana an’izy ireo amin’ny sehatry ny asa. Mandray anjara mavitrika amin’io fandaharan’asa ny FKMA.
Ny rohy « Programme Samuel »
Fandraisana Anjara FKMA Janoary 2023
Fandraisana Anjara FKMA Desambra 2023