1 Timoty 6:3

Finaritra.
Raha vao miala amin’ity ny toriteny sy ny fampianarana dia; fampianaran-diso izy izay:
« Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an’i Jesoa Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra » (1Tim6,3)
Mivavaka isika mba tsy hahavoa antsika izany. Amen.
Ny Mpitandrina