Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Herinandro farany amin’ny lohahevitra « Manazava ny mpino ny Tompo » isika amin’izao.
Andao mba hiresaka ny haizina indray, mba hitandremantsika ny MAZAVA.
1Jao 2,11: « Fa izay mankahala ny rahalahiny dia ao amin’ny maizina ary mandeha ao amin’ny maizina ka tsy mahalala izay alehany, satria ny aizina no efa nahajamba ny masony »
Tandremo mba tsy hahavoa anao ny toy izany.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina