1Jaona 3:24

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mbola ao anatin’ny fihomanana ny Andro Pentekosta isika amin’izao.
Hoy ny Tompo:
« Ary izay mitandrina ny didiny no mitoetra ao aminy, ary Izy ao Aminy. Ary izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika Izy, dia ny Fanahy Izay nomeny antsika » (1Jao 3,24)
Manam-potoana hamakiana Baiboly isan’andro ve ianao, mba hitoerana ao amin’ny Tompo?
Mahereza.
Ny Mpitandrina