1Jaona 3:24

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Andriamanitra miasa ao antintsika ny Fanahy Masina. Tsapanao ve izany raha tarafina amin’ity andinin-tSoratra Masina ity?
« Ary izay mitandrina ny didiny no mitoetra ao aminy, ary Izy koa ao aminy. Ary izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika Izy, dia ny Fanahy Izay nomeny antsika » (1Jao 3,24)
Mirary tontolo andro finaritra ho anao.
Ny Mpitandrina