Miarahaba ny mpianakavin’ny finoana rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Tombony lehibe ho an’izay mino an’i Jesoa rehetra no antony nijaliany; izay tsarovantsika ao anatin’izao Herinandro Masina izao satria: « Fantatrareo fa Izy naseho hanaisotra (na hitondra) ny ota ary tsy mba misy ota ao aminy » (1Jao 3,5).
Hirina mba ho tanteraka aminao izany. Amen.
Ny Mpitandrina