Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
« Iorenan’ny fahafahana ny Tompo », fa iorenan’ny fahotana manandevo kosa ny devoly. Hoy ny Tompo:
« Izay manota dia avy amin’ny devoly, satria ny devoly manota hatramin’ny voalohany. Izao no nisehoan’ny Zanak’ Andriamanitra, dia ny handrava ny asan’ny devoly » (1Jao 3,8)
Mirary fahafahana tanteraka ho anao. Amen.
Ny Mpitandrina