Faly miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo:
« Izay rehetra naterak’ Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naterak’ Andriamanitra » (1Jao 3,9)
Marina eo amin’ny fiainanao ve izany?
Ny Mpitandrina