Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny finoana an’i Jesoa no loharanon’ny fifankatiavana satria iray Ray isika:
« Izay rehetra mino fa Jesoa no Kristy dia naterak’ Andriamanitra; ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay naterany koa (1Jao 5,1)
Ndao hifankatia isika iray tam-po ao amin’iJesoa.
Ny Mpitandrina