Miarahaba ny mpino rehetra amin’ny anaran’i Jesoa.
Iorenan’ny fahafahana ny Tompo. Ka hoy Izy alintsika androany: « Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso » (1Kor 10,23).
Tsarovy ry havana fa misy fetrany ny fahafahana.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina