1Korintiana 15:3

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Rehefa mifarana toy izao ny Herinandro Masina dia samy mandini-tena ny tsirairay ka manao hoe: « Inona no hataoko? »
Dia hoy i Paoly:
« Fa natolotro anareo ho isan’ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina (1Kor 15,3)
Samia ho tratran’ny rahampitso.
Ny Mpitandrina