1 Korintiana 2:1-2

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Paoly Apostoly dia sahy milaza ny votoatin’ny toriteniny hoe:
« Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga taminareo, dia tsy tonga tamin’ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay an’ Andriamanitra. Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesoa Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin’ny hazo fijaliana » (1Kor 2,1-2)
Lavitra azy ny hanao fampianaran-diso.
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina