Finaritra.
Ny kristiana mijoro amin’ny finoana dia sahy miteny hoe:
« Fa mpiara-miasa amin’ Andriamanitra izahay; ary sahan’ Andriamanitra sy trano arafitr’ Andriamanitra ianareo » (1Kor 3,9)
Mahereza amin’ny fitoriana ny Filazantsara amin’ny atao rehetra. Amen.
Ny Mpitandrina