Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo :
« Fa izay miray amin’ny Tompo kosa dia fanahy iray aminy » (1Kor 6,17)
Mazotoa manamasina ny tenantsika ao amin’ny Tompo ry havana.
Amen.
Ny Mpitandrina