1Korintiana 9:26-27

Finaritra.
Ao anatin’izao karemy izao, dia aza mijery ny hafa mihitsy aloha, fa samia mandinika ny tenany. Hoy i Paoly Apostoly:
« Raha izaho ary, dia mihazakazaka, nefa tsy toy ny manao kitoatoa; ary mamely totohondry aho, nefa tsy toy ny mamely rivotra; fa asiako mafy ny tenako ho mangana ka andevoziko, fandrao, na dia efa nitory tamin’ny sasany aza aho, dia holavina kosa ny tenako » (1Kor 9,26-27)
Mahereza.
Ny Mpitandrina