1Petera 1:15

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Fonosin’ny teny hoe « fahamasinana » ny fijoroantsika ho vavolombelon’i Jesoa, satria hoy ny Tompo:
« Fa araka ny fahamasinan’Ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masina koa ianareo amin’ny fitondran-tena rehetra » (1Pet 1,15)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina