Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Hoy ny Tompo :
« Fa efa teraka indray ianareo, tsy tamin’ny voa mety lo, fa tamin’ny tsy mety lo dia ny tenin’ Andriamanitra, izay velona sady maharitra » (1Pet 1,23)
Ny Fanahy Masina miasa ao amin’ny tenin’ Andriamanitra no mitondra fiainam-baovao ao anatintsika.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina