1Petera 2:11b

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Tokana ihany ny fady ho an’ny kristiana manamasina ny tenany. Hoy ny Tompo:
« … fadio ny filan’ny nofo, fa miady amin’ny fanahy ireny » (1Pet 2,11b)
Mirary tontolo andro sambatra ho anareo.
Ny Mpitandrina