1 Petera 2:16

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.

Iorenan’ny fahafahana ny Tompo no lohahevitra volana Jona, ka ny hotorina rahampitso Alahady 18/06/2023 dia ny 1Pet 2,16; manao hoe: « Fa olona afaka ianareo, nefa aza mitondra ny fahafahanareo ho fanaronana ny ratsy, fa ho toy ny mpanompon’ Andriamanitra » (1Pet 2,16)

Fiadanana.

Ny Mpitandrina