1Petera 3:15

Finaritra.
Hijoro ho vavolombelona hatrany isika, araka ny tenin’i Petera manao hoe:
« Fa manamasìna an’i Kristy ao am-ponareo, ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin’ny anton’ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin’ny fahalemem-panahy sy ny fanajana » (1Pet 3,15)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina