Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toy izao ny endriky ny fianakaviana miorina ao amin’ny Tompo:
« Ary toy izany koa, ianareo lehilahy, miaraha mitoetra aminy araka ny marina, manaja ny vavy, tahaka ny mety atao amin’ny amin’ny fanaka malemilemy kokoa sady mpiara-mandova ny fahasoavan’ny fiainana, mba tsy ho voasakana ny fivavahanareo » (1Pet 3,7)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina