1Samoela 25:6

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Misaotra amin’ny fifampizarana firariantsoa rehetra. Andao ary hiaraka hanao hoe:
« Trarantitra ianao, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho amin’ny ankohonanao, ary fiadanana ho amin’izay ananao rehetra » (1Sam 25,6)
Amen.
Ny Mpitandrina