1 Samoela 3:8

Amin’ny anaran’i Jesoa hatrany no hiarahabanay anareo ry havana.
Amin’ny olona iray dia mifamatotra ny fifidianana (élection) sy ny fiantsoana (vocation) ary ny iraka (mission). Samoela na dia mbola zaza aza, dia efa nataon’ Andriamanitra taminy ireo.
« Ary Jehovah niantso an’i Samoela indray fanintelony. Dia nifoha izy ka nankao amin’i Ely ary nanao hoe: Inty aho, fa niantso ahy ianao. Dia fantatr’i Ely fa Jehovah no niantso ny zaza » (1 Sam 3,8)
Ianao koa ve tena nandre ny Tompo nifidy sy niantso ary naniraka anao hanompo Azy?
Hevero ny fifidianana anareo. Amen.
Ny Mpitandrina