Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Andeha hiaraka hidera sy hankalaza ny Tompo isika manao hoe:
« Anao, Jehovah ô, ny fahalehibiazana sy ny hery sy ny voninahitra sy ny famirapiratana ary ny fiandrianana, dia izay rehetra any an-danitra sy ety an-tany; Anao ny fanjakana, Jehovah ô, ary Anao ny fisandratana ho Lohany ambonin’izy rehetra » Amen. (1Tan 29,11)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina