Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
« Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin’ny fihavin’i Jesoa Kristy Tompontsika » (1Tes 5,23)
Inona avy ireo tsy maintsy ataontsika mba ho tanteraka izany?
Fiadanana.
Ny Mpitandrina