Ry havana, faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Noho ny famindrampon’ Andriamanitra ka nomeny andro vaovao indray, dia handeha isika hiaraka hiteny hoe:
« Ary ho an’ny Mpanjaka tsy manan-taloha, tsy mety maty, tsy hita, dia ho an’ Andriamanitra tokana ihany anie ny laza sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena. (1Tim 1,17)
Ny Mpitandrina