Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Niresaka fametrahan-tànana isika tamin’ny toriteny omaly.
Ny tsy azo hametrahan-tànana kosa dia ny tsy mino sy ny tsy manana toetra mifanaraka amin’izany.
« Aza malaky mametra-tànana amin’olona na iza na iza, ary aza miombon’ota amin’ny sasany; tehirizo madio ny tenanao » (1Tim 5,22)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina