1Timoty 5:4

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny fianakaviana miorina ao amin’ny Tompo dia manana zanaka aman-jafy mahay mamaly babena ny ray aman-dreny ary indrindra fa raha mpitondratena izy.
Hoy i Paoly:
« Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zafy, aoka ireo hianatra aloha haneho izay toe-panahy araka an’ Andriamanitra amin’ny ao an-tranony ka hamaly soa ny rainy aman-dreniny; fa izany no ankasitrahana eo anatrehan’ Andriamanitra » (1Tim 5,4)
Fiadanana.
Ny Mpitandrina