1Timoty 5:8

Faly miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Ny fianakaviana miorina ao amin’ny Tompo:

  • ny ray aman-dreny dia miezaka manao izay hahatafita ny zanany,
  • ny zanaka aman-jafiny kosa dia mikarakara azy rehefa antitra izy.
    « Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza » (1Tim 5,8)
    Tahin’ny Tompo.
    Ny Mpitandrina