Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Miara-malahelo daholo rehefa misy samy olom-boafidy kanefa niala tamin’ny Tompo. Hoy i Paoly: « Demasy efa nandao ahy, satria tia izao fiainana izao izy ka lasa nankany Tesalonika » (2Tim 4,10a)
Inona no andrakitry ny olom-boafidy tsirairay manoloana an’izany?
Mahereza
Ny Mpitandrina