25 Martsa 2023 : Festival des arts et culture


Aza adino ny fotoanantsika mahakasika ny festival des arts et cultures ny Sabotsy 25 Martsa ho avy izao. Ho setrin’izany dia manasa antsika handray anjara araka izao manaraka izao :

Daty : 25 Martsa 2023
Ora : 2 ora tolakandro
Toerana : Fiangonana EMU Le Jourdain de Marcory, eo akaikin’ny Lycée Municipal de Marcory
Fanamiana : Fitafy Gasy, lamba Gasy

Manantena ny fahatongavantsika maro.

Samia tahian’Andriamanitra.