26 Jona 2023 : Arahaba tratry ny fetin’ny fahaleovan-tena

Miarahaba ny Malagasy rehetra tratry ny fetin’ny fahaleovan-tena.Hoy ny Tompo:“Ary ny Tompo izany Fanahy izany; ary izay itoeran’ny Fanahin’ny Tompo no itoeran’ny fahafahana”Mivavaka isika mba mba hiasan’ny Fanahy Masina ny Malagasy, mba hiainantsika amin’ ny tena fahafahana.Mirary fety sambatra.Ny Mpitandrina