2Korintiana 13:14

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Mifarana ny volana Mey, ary mifarana koa ny hoe: « Mampahery ny Fanahy Masina ».
Tononina ho aminareo ary izao tsodrano izao »
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompo sy ny fitiavan’ Andriamanitra ary ny firaisana amin’ny Fanahy Masina » (2Kor 13,14)
Amen.
Ny Mpitandrina