2Korintiana 3:2-3

Amin’ny anaran’i Jesoa, Ilay Andriamanitra velona no hiarahabanay anareo ry havana.
Hoy i Paoly Apostoly:
« Ianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatra sy vakin’ny olona rehetra; eny, aseho ho epistilin’i Kristy izay entinay ianareo, tsy nosoratana tamin’ny ranaomainty anefa, fa tamin’ny Fanahin’ Andriamanitra velona, tsy teo amin’izay tena vato fisaka, fa teo amin’ izay vato fisaka nofo, dia ny fo » (2Kor 3,2-3)
Marina eo amin’ny fiainanao ve izany?
Ny Mpitandrina