2Korintiana 5:7

Finaritra.
Miorina amin’ny finoana ny mpino fa tsy amin’ny fahitana araka ny teniny manao hoe:
« Fa finoana no andehanantsika, fa tsy fahitana » (2Kor 5,7)
Mirary tontolo andro sambatra ho anareo.
Ny Mpitandrina