2Mpanjaka 17:13

Ry havana, amin’ny fifaliana hatrany no hiarahabanay anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Noho ny fitiavan’ny Tompo antsika, dia tsy mitsahatra ny mananatra Izy. Inona ary ny teniny ho antsika anio?
Hoy Izy:
« Nefa ny mpaminany rehetra sy ny mpahita rehetra dia nasain’i Jehovah nananatra ny Israely sy ny Joda hoe: Miala amin’ny làlanareo ratsy, ary tandremo ny làlako sy ny didiko, araka ny lalàna rehetra izay nandidiako ny razanareo sy izay nanirahako ny mpaminany mpanompoko ho aminareo » (2 Mpa 17,13)
Tahin’ny Tompo.
Ny Mpitandrina