2Tantara 15 : 12-13

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Toy izao no nataon’ny olon’ Andriamanitra:
« Ary nanao fanekena hitady an’i Jehovah, Andriamanitry ny razany, tamin’ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra izy, ka na iza na iza tsy mety mitady an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, dia hatao maty, na kely na lehibe, na lahy na vavy » (2Tan 15,12-13)
Dia ahoana izany?
Ny Mpitandrina