2Tesaloniana 3:3

Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesoa.
Anio dia hoy Izy:
« Fa mahatoky ny Tompo, Izay hampahery sy hiaro anareo tsy ho azon’ny ratsy » (2Tes 3,3)
Amen.
Ny Mpitandrina