Amin’ny anaran’i Jesoa hatrany ni hiarahabana anareo.
Mampieritreritra ity:
« Eny, ho avy ny andro tsy hahazakan’ny olona intsony ny fampianarana tsy misy tomika; fa mpampianatra araka ny maha-diavolana ny fony no havoriny ho azy sy hahalian-tsofina azy » (2Tim 4,3 DIEM)
Mivavaka isika mba tsy ho tratran’izany.
Fiadanana.
Ny Mpitandrina