Fiderana an’Andriamanitra ny nahatratrarana ny 6/30, natao tao amin’ny Temple Les Béatitudes Abidjan-Plateau de L’ÉGLISE MÉTHODISTE DE CÔTE D’IVOIRE, niarahanan’ny ‘communautés’ telo tonta (Malagasy, Francophone ary Anglophone), ny FIKRIKAMA sy ireo sakaizan’ny FKMA
Fisaorana ho an’ireo naka sary
Fankasitrahana ho an’ny COCOM Les Béatitudes Abidjan-Plateau (Église Méthodiste CI).
