Volana vaovao noho izany dia lohahevitra vaovao: « Ny fahefan’ny Tenin’ Andriamanitra ».
Ny teny hotorina ny Alahady 05/01/2023:
« Dia gaga ny olona rehetra ka nifanontany hoe: manao ahoana re izao fampianarana izao? Fampianarana vaovao misy fahefana izao! Fa ny fanahy maloto aza nodidiany, ka dia manaiky Azy » (Mar 1,27)
Manonona hatrany ny fiadanan’i Jesoa mba ho aminareo mandrakariva.
Amen.
Ny Mpitandrina