Jeremia 15:16

Hitako ny teninao ka nohaniko, ary ny teninao no fifaliako sy firavoravoan’ny foko; Fa nantsoina tamin’ny anaranao aho, Jehovah, Andriamanitry ny maro o.

Jeremia 15:16