1 Timoty 1: 15-16

15Mahatoky ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra izao teny izao: tonga tetỳ ambonin’ny tany Kristy Jesosy hamonjy ny mpanota, ary amin’ireny izaho no lohany. 16Kanefa izao no namindrana fo tamiko, dia ny mba hasehon’i Jesosy Kristy eo amiko izay lohany, ny fahari-po rehetra ho fianarana ho an’izay hino Azy hahazoana fiainana mandrakizay.

1 Timoty 1:15-16