Hebreo 10:12-13

12fa Izy kosa, rehefa nanao fanatitra iray monja ho mandrakizay noho ny ota, dia efa mipetraka eo an-tanana ankavanan’Andriamanitra, 13ka hatramin’izao dia miandry Izy mandra-panaony ny fahavalony ho fitoeran-tongony. 

Hebreo 10:12-13